Hevitra mikasika ny sarin'i endrika01

Miverina amin'ny sary

Hevitra

endrika01 21/03/2010 15:56:54
Oliviah> ha ha ha,mapmé mintsy njy .
fa aona mintsy mou zah no atahotra lehilahy,hi hi hi,
caprio 22/03/2010 23:23:13
Misotra betsaka Oliviah fa tena mba ataovy tsara ambina mintsy fa very anie zah ra lasadry zalah io e!tena potika @ny mintsy ny tenanay fa tsy afenina e,sady mametraka fanotaniana hiany we:mba rahovina reee
endrika01 23/03/2010 10:17:50
ha ha ha,
caprio 23/03/2010 12:09:52
hihomehezanareo fotsiny ve rangah tenanay,aza atao an zany e!
endrika01 25/03/2010 15:22:21
ka tsy aleo ve miomehy toy izay kosa tezitra eh!!!!!!!!!!!!!!!
ANJARA7 31/03/2010 09:32:54
fangaha mou manelingelina ry zalahy ireny ?oul manafosafo sy manorokoroka ary ireny kou!hitandry eo anie rehefa mihaona nareo sy caprio e!
fa raha matahotra takourb...(kopy ndry)alou de matahotra an dry zareo e!hihihihi!
caprio 31/03/2010 23:04:55
ANJARA7 hihihihihi aza mampilendalenda eo an
ANJARA7 04/04/2010 11:57:58
caprio tena milendalenda be ve nao?normale!k'izy mignone kou!an caprio?
caprio 04/04/2010 20:17:01
ANJARA7: marina mintsy fa tena manja izy ka! rah mba fantany mantsy fa tena........hihihihihi copy enao e
endrika01 05/04/2010 15:38:54
tsara resaka njay an!
hi hi hi,

Ajouter un commentaire

Midira aloha