IZAHAY - Izahay mianaka

Nampidirin'i : RATOVOARY
Tahirintsary: IZAHAY
Nampidirina ny : 04/07/2009 08:30:53
Nitsidika : 181
Miverina amin'ny tahirintsary
Fakandrivotra teny amin'ny bord de la mer Mahajanga

Hevitra

1. fahamarinana 04/07/2009 20:50:28
Mataotsa i Dada sao latsaka ilay kely va ? Fihinina ery zato izy ! hihi
2. RATOVOARY 24/07/2009 13:52:52
Natahotra be izy hoe hiakatra eo indray, nefa vao avy nitaingina niaraka t@ dadafarakeliny.

Ajouter un commentaire

Midira aloha