Fihaonanana namana dago 2007 - img1602vt1

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Fihaonanana namana dago 2007
Nampidirina ny : 01/01/1970 01:00:00
Nitsidika : 189
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

1. fahamarinana 05/07/2009 13:34:47
hummmmm ! Oay zany kaly ! kay !
2. hery 05/07/2009 13:37:22
loll... mahavita azy ihany ny namana any Dago ka
3. tess 05/07/2009 14:46:13
namana dago milay be ka!
afa-po mahitsy
o ry hery ah! reo sary reo no saika ampidiriko nefa tsy mahatafiditra aho
toa rapida be i hery nampiditra sa iza no nampiditra azy mdr!
4. hery 05/07/2009 15:34:49
tess> azoko antsaina hoe ireo no saika hampidirinao ka :-)
5. ikalamako 05/07/2009 18:42:03
noana tampoka aho leitia e !
:-(
6. fahamarinana 05/07/2009 19:22:54
za koa akia toa noana ry Ikalamako !

Ajouter un commentaire

Midira aloha